Entry | 1 vola madinika |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ireo vola metaly ampahan' ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoamena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dinika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary folo, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja |
Explanations in French |
4 [1.13] pièce de monnaie |
Elementary words | 5 vola, madinika |
Synonyms | 6 vola vy |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |